# mahay mandaha-teny ''mpiteny tena mahay'' # Miadam-piteny sy miraiki-dela aho Ny andian-teny hoe ''miadam-piteny'' sy ''miraiki-dela'' dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny izay hoe tsy mpiteny mahay. # miraiki-dela Eto ny ''lela'' dia manondro fahaizan'i Mosesy miteny. DH: ''tsy mahay miteny misosa'' # Iza ilay nanamboatra ny vavan'ny olona? Mampiasa io fanontaniana io Yaveh mba hanindriana fa Izy no Mpamorona izay mampiteny ny olona raha mety izany. DH: ''Izaho Yaveh dia Ilay Iray izay namorona ny vavan'ny olona sy ny fahaizana miteny!'' # Izay nanao ny olona ho moana na marenina na mahiratra na jamba? Nampiasa io fanontaniana io Yaveh mba hanindriana fa Izy no Ilay Iray izay manapa-kevitra raha afaka miteny na mandre, ary raha afaka mahita izy ireo. DH: ''Izaho Yaveh no mampiteny ny olona, na mapandre, na mampahita , na ho jamba!'' # Moa tsy Izaho, Yaveh? Mampiasa io fanontaniana io Yaveh mba hanindriana fa Izy irery no maka ireo fanapahan-kevitra ireo. DH: Izaho, Yaveh, no Ilay izay manao izany!'' # Izaho homba ny vavanao Eto ny hoe ''vava'' dia manondro ny fahaizan'i Mosesy miteny. DH: ''Hanome anao ny fahaizana miteny anao Aho''