# mpifehy ''mpitarika mpanompo''. Ireo dia Egyptiana izay ny asany dia ny hanery ireo Israelita mba hiasa mafy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:11. # tany tondra-dronono sy tantely ''tany izay tondra-dronono sy tantely.'' Lazain'Andriamanitra fa ny tany dia tsara ho an'ireo biby sy ireo zava-maniry tahaka ny hoe miraraka amin'ny tany avy amin'ireo biby sy ireo zava-maniry ireo . DH: ''tany izay tsara hiompiana biby fiompy sy hampaniriana vokatra'' # tondraka ''feno ny'' na ''betsaka ny'' # ronono Satria mivoaka avy amin'ny ombivavy sy osivavy ny ronono, dia manambara sakafo avoakan'ny biby fiompy izany. DH: ''sakafo avy amin'ny biby fiompy'' # tantely Satria vokatra avy amin'ny voninkazo ny tantely, dia manambara sakafo avy amin'ny vokatra izany. DH: ''sakafo avy amin'ny vokatra''