# anjelin'i Yaveh Izany dia Yaveh tenany mihitsy no niseho tahaka ny anjely, fa tsy anjely izay nirahin'i Yaveh fotsiny ihany'' (UDB). # Yaveh Izany dia anaran'Andriamanitra izay nambarany tamin'ireo vahoakany tao amin'ny Testamenta Tranainy. Jereo ny pejin'ny fandikan-teny momba an'i Yaveh mahakasika ny fomba handikana izany. # indro Ny teny ''indro'' eto dia mampiseho fa nahita zavatra izay tena sarotra amin'izay neritreretiny.