# Narovan'Andriamanitra ireo mpampivelona ireo Narovan'Andriamanitra tamin'ny famonoana ireo mpampivelona ireo i Farao. # mpampivelona Ireo vehivavy izay nanampy ny vehivavy hiteraka. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 1: 15. # Nitombo an'isa ireo mponina Nitombo an'isa ireo Israelita'' # natahotra an'Andriamanitra ''nanaja an'Andriamanitra'' na ''nana-panajana an'Andriamanitra'' # nomeny ankohonana izy ireo ''namela azy ireo hanan-janaka'' # Tsy maintsy harianareo any amin'ny renirano...ny zazalahy rehetra Io baiko io dia nibaikona hanafotra ireo zazalahy kely. Ny hevitr'izany feno dia mety ho mazava. DH: ''Ianao dia tsy maintsy...ao anaty renirano mba hilentika izy ireo''