# mpanjakan'i Egypta Ny mpanjakan'i Egypta dia nantsoina hoe Farao. # mpampivelona Ireo dia vehivavy izay nanampy vehivavy hiteraka. # Sifra...Poa Ireo dia anaram-behivavy Hebreo. # seza fiterahana Nipetraka teo amin'io fipetrahana fohy io ny vehivavy rehefa hiteraka. Noho izany, dia mifandray amin'ny fiterahana io. DH: ''rehefa miteraka izy ireo''