# Sosana Hadikao toy ny nataonao tao amin'ny 1:1 izany anaran-tanàna izany. # fiarovana mafY "tanàna voaaro" # olona dimanjato "olona 500" # zanaka lahy folo "10 lahy" # Hamana Hadikao toy ny nataonao tao amin'ny 3:1 izany anaran-dehilahy izany. # Hamedota Hadikao toy ny nataonao tao amin'ny 3:1 izany anaran-dehilahy izany. # ilay fahavalon'ny Jiosy Io fehezanteny io dia mitantara antsika momban'i Hamana.