# Harbona Izany dia naran-dehilahy. # hazo fanantonana dimampolo hakiho Azonao hadika amin'ny fandrefesana moderina izany "50 hakiho" izany. Ataovy dika mitovy amin'ilay fehezanteny tao amin'ny 5:14 izany. DH: "roa amby roapolo metatra ny haavony" # Avy eo dia lefy ny fahatezeran'ny mpanjaka Ny fahatezeran'ny mpanjaka dia resahina toy ny hoe afo izay lasa miha kely. DH: "avy eo dia niha nihena ny hatezeran'ny mpanjaka" na "tsy dia tezitra intsony ny mpanjaka avy eo"