# rehefa tafangona fanindroany ireo virijiny Tsy fantatra mazava hoe oviana ilay fihaonana faharoa no nitranga, ary nahoana. Na izany aza dia misy amin'ireo andiany hafa no mampifamadika ilay lahatsoratra. Tsara kokoa mandika izany araka izay efa voasoratra. # fanindroany "fotoana iray manaraka" na "fotoana fanampiny" # nipetraka teo am-bavahadin'ny mpanjaka i Mordekay, Ireo mety ho heviny 1) nipetrak teo i Mordekay mba ahafahany mahafantatra ny momban'i Estera amin'ny alalan'ireo olona maro be mandalo teo amin'ilay vavahady na 2) "nipetraka teo amin'ny vavahadin'ny mpanjaka" dia manambara fa i Mordekay dia nomen'ny mpanjaka toerana ambony. # vavahadin'ny mpanjaka "vavahady mankany amin'ny lapan'ny mpanjaka" # arak'izay nananaran'i Mordekay azy Tsy navelan'i Mordekay hilaza amin'iza na iza mahakasika ny fianakaviany izy. # Tamin'izany andro izany Io dia mampiditra tranga vaovao ao amin'ny tantara. # Bigtana sy Taresy Ireo dia anran-dehilahy.