# Fampifandraisana ny foto-kevitra Ity dia manohy ny fampahafantarana izay nanomboka tao amin'ny 2:12 mahakasika ireo fomba atao amin'ireo vehivavy izay ho lasa vadin'ny mpanjaka. # ny maraina Izany dia midika fa nitranga izany ny andro manaraka. DH: "ny ampitson'io" # trano faharoa "trano hafa" # Sasegaza izany dia anaran-dehilahy