# Fampifandraisana ny foto-kevitra Paoly midera an'Andriamanitra ao anatin'ny fijaliany ary mivavaka ho an'ireo mpino Efesiana ireo. # ananantsika fahasahiana ''tsy misy tahotra isika'' na ''manana herim-po isika'' # lalana am-pahatokiana ''lalana mankao amin'ny fanatrehan'Andriamanitra am- pahatokiana'' na ''fahafahana hiditra ao amin'ny fanatrehan'Andriamanitra am-pahatokiana'' # fahatokiana ''antoka'' # izay voninahitrareo Ireo Kristiana any Efesosy dia tokony hirehareha amin'izay hijalian'i Paoly any am-ponja. DH: ''Ity dia ho an'ny tombontsoanareo'' na ''Ianareo dia tokony hirehareha amin'izany''