# fanahin'ny fahendrena sy fanambarana amin'ny fahalalana Azy ''fahendrena ara-panahy mba hatakarana ny fanambarany'' # mba hanazavana ny mason'ny fonareo Ny ''mason'ny fonareo'' dia manambara ny fahaizan'ny tsirairay mahazo ny fahatakarana. DH: ''mba hahazo fahazoana ary hazavaina ianareo'' # mba hanazavana ny mason'ny fonareo DH: ''mba mety hanazavan'Andriamanitra ny fonareo'' na ''mba mety hanazavan'Andriamanitra ny fahatakaranareo'' # hanazavana ''hampahiratana'' # lova Ny fandraisana izay nampanantenain' Andriamanitra ireo mpino, dia noresahina toy ny olona iray izay mandova ny fananana na harena avy amin'ny mpikambana iray ao amin'ny fianakaviana. # ireo olo-masin'Andriamanitra rehetra DH: ''ireo rehetra izay natokany ho an'ny tenany'' na ''ireo rehetra izay Azy manontolo''