# Tendrombohitra Nebo Ity no tendrony avo indrindran'ny Tendrombohitra Pisga izay any amin'ny lafiny avaratry ny tendrombohitra Abarima. Adikao toy ny tao amin'ny 32:48. # Pisga Adikao toy ny tao amin'ny 3:17. # TanĂ nan'ny Rofia Ity dia anarana hafa ho an'i Jeriko.