# Jesorona Ity dia anarana hafa ho an'ny vahoakan'Israely. Izany dia midika hoe "ilay mahitsy." Adikao toy ny tao amin'ny 32:15. # izay mitaingina ny lanitra ... eny amin'ny rahona Ity dia sarin'i Yaveh mitaingina rahona manerana ny lanitra toy ny mpanjaka eo ambonin'ny kalesiny mandeha manerana ny tanin'ady. DH: "mitaingina manerana ny lanitra toy ny mpanjaka mitaingina kalesy eo amin'ny tanin'ady ... eo amin'ny rahona toy ny mpanjaka eo ambonin'ny kalesiny. # mba hamonjy anao Mosesy dia miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.