# Fampahafantarana aminny ankapobeny Mosesy manohy mitso-drano an'ireo fokon'Israely, izay nanomboka tao amin'ny 33:1; ireo tso-drano dia tononkalo fohy. # Fampahafantarana aminny ankapobeny Ny andalana faha 5 dia sarotra takarina. # nisy mpanjaka "lasa mpanjaka Yaveh" # Jesorona Ity dia anarana hafa ho an'Israely. Adikao toy ny tao amin'ny 32:15. # Aoka ho velona Robena Ity dia manomboka ny tso-dranon'i Mosesy amin'ny fokon'Israely tsirairay. # Aoka ho velona Robena Ity dia manomboka ny tso-dranon'i Mosesy amin'ny fokon'Israely tsirairay.