# nitanisa ... voatanisa Ireo mety ho heviny dia 1) "niteny ... voateny" na 2) nihira ... nohiraina" # teo an-tsofin'ireo vahoaka Eto ny hoe "sofina" dia maneho an'ireo vahoaka mihitsy ary manamafy fa tian'i Mosesy ho azo antoka fa ren'izy ireo tsara ilay hira. DH: "tamin'ny vahoaka mba ho azo antoka fa ren'izy ireo izany"