# ny fahatezeran'Andriamanitra dia narehitra tamin'ity tany ity Mosesy dia mampitaha an'i Yaveh tezitra amin'ny olona izay mandrehitra afo. Izany dia manamafy ny fahefan'Andriamanitra hamotika na inona na inona mampahatezitra Azy. DH: "lasa tezitra mafy tamin'ity tany ity Yaveh" # ity tany ity, ka tonga teo aminy Eto ny hoe "tany" dia sarinteny maneho ny vahoaka. DH: "ny vahoaka amin'ity tany ity, ka tonga teo amin'izy ireo" # izay voasoratra DH: "izay voasoratro" # nofongoran'i Yaveh tsy ho amin'ny taniny izy ireo, ary nariany Israely dia ampitahaina amin'ny zava-maniry ratsy izay nongotan'i Yaveh sy nariany hiala ny saha. DH: "nesorin'i Yaveh tsy ho amin'ny taniny izy ireo ary notereny handeha" # tamin'ny fahatezerana, tamin'ny fahavinirana, ary tamin'ny fahasosorana lehibe Ireo teny hoe "hatezerana," "fahavinirana," ary "fahasosorana" dia manana dika mitovy ary manamafy ny hamafin'ny hatezeran'i Yaveh. DH: "amin'ny hatezerana mafy tafahoatra" na "satria tena tezitra mafy Izy"