# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ireo fehezanteny ireo dia efa niseho mialoha tao amin'ity toko ity. Jereo ny fomba nandikanao ny maro amin'ireo teny ireo tao amin'ny 28:3 sy 28:5. # Hozonina ianao DH: "Hanozona anao Yaveh" # ao an-tanĂ na ... any an-tsaha Io dia midika hoe hitahy azy ireo Yaveh na aiza na aiza. Adikao toy ny tao amin'ny 28:3 ity. # ny haronao sy ny lovia fanaova-mofonao Ireo Israelita dia nampiasa harona mba hitondrana vary. Ny "fanaova-mofo" dia lovia nampiasain'izy ireo hanafangaroana ny vary ary hanaovana mofo. Adikao toy ny nataonao tao amin'ny 28:5 ity. DH: "ny sakafo rehetra izay ampitomboinao sy ny sakafo rehetra izay hohaninao"