# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina. # Ho tahiana DH: "Ho tahian'i Yaveh" # ny haronao sy ny lovia fanaova-mofonao Ireo Israelita dia nampiasa harona mba hitondrana vary. Ny "fanaova-mofo" dia lovia nampiasain'izy ireo hanafangaroana ny vary ary hanaovana mofo. DH: "ny sakafo rehetra izay ampitomboinao sy ny sakafo rehetra izay hohaninao" # raha miditra ... raha mivoaka Ity dia midika hoe amin'ny asa rehetra eo amin'ny fiainana na aiza na aiza alehan'izy ireo.