# ireto foko ireto Eto ny sarinteny hoe "foko" dia maneho ny olona avy any amin'ny fokon'i Simeona, Levy, Joda, Isakara, Josefa, ary Benjamina. DH: "Ireo olona avy amin'ireo foko ireo" # Tendrombohitra Gerizima Tendrombohitra kely avaratry ny tendrombohitra Ebala. Adikao toy ny tao amin'ny 11:29. # Josefa Ity dia manambatra ireo fokon'i Efraima sy Manase, izay taranak'i Josefa.