# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina. # taona fahatelo Isakin'ny telo taona ny vahoakan'Israely dia manome ny ampahafolon'ny vokatra ho an'ny mahantra. # kamboty Ireo dia zaza izay efa maty ny ray aman-dreniny ary tsy manana havana mba hikarakara azy ireo. # mpitondratena Izany dia midika hoe vehivavy izay efa maty ny vadiny ary tsy manan-janaka mba hikarakara azy amin'izy antitra izao. # mihinana ao anatin'ny vavahadin'ny tanànanao ka ho voky Eto ny hoe "vavahady" dia midika hoe tanàna. DH: "Mba hanana sakafo sahaza hohanina ireo izay ao amin'ny tanànanao" # nentiko nivoaka Ireo no teny voalohany amin'ny fanambarana hafa izay tokony lazain'ny Israelita. # na nohadinoiko ireo Ity dia midika fa nankato ireo didin'Andriamanitra rehetra izy.