# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy dia miresaka amin'rieo Israelita toy ny hoe olona iray izy ireo, noho izany ankoatr'izay hamarinina dia "ianao" no ampiasaina. # Tadidio izay nataon'i Amalekita anao Fomba fiteny ity, ary ny ny hoe "Amalekita" dia sarinteny ho an'ny vahoaka Amalekita. DH: "Tsarovy izay nataon'ireo Amalekita taminao" # raha nivoaka an'i Egypta ianareo "Ianareo eto no ampiasaina" # sy ny nanafihany ny sasany taminao avy tao aoriana "sy ny nanafihany ireo tamin'ny olonao izay tany aorian'ny filaharana" # ireo rehetra izay osa taorianao "ny olona rehetra izay reraka tany aorian'ny filaharana" # reraka sy sasatra Manana dika mitovy ireo teny ireo ary manamafy ny harerahan'ny olona. # tsy nanome voninahitra an'Andriamanitra izy Afaka atao mazava tsara ny hevitra fenon'ity fehezanteny ity. DH: "tsy natahotra ny sazin' Andriamanitra izy" na "tsy nanaja an'Andriamanitra izy" # tsy maintsy mamono ny fahatsiarovana an'ireo Amelekita eo ambany lanitra ianao "tsy maintsy mamono ireo Amalekita rehetra ianao mba tsy hisy hahatsiaro azy ireo intsony"