# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely. # tsy maintsy manatona azy eo anatrehan'ireo loholona "tsy maintsy mandeha manakaiky azy miaraka amin'ireo loholona izay mijery eo" # izay tsy manorina ny tranon'ny rahalahiny Eto ny hoe "trano" dia sarinteny ho an'ny hoe fianakaviana. DH: "izay tsy manome zanaka lahy ho an'ny rahalahiny ary tsy manohy ny filaharan'ny fianakavian'ny rahalahiny" # Ny anarany dia ho antsoina ao Israely "Ny vahoaka ao Israely dia hahafantatra ny fianakaviany amin'ny hoe" # Ny tranon'ilay nesorina ny kapany Eto ny fanalana kapa dia manamarika fa tsy handray ny fananan'ny rahalahiny maty ilay lehilahy. Afaka atao mazava tsara ny hevitra fenon'ity fanambarana ity. DH: "Ny tranon'ilay iray izay nesorin'ny mpitondratenan'ny rahalahiny teny an-tongony ny kapany" na "Ny fianakavian'ilay lehilahy izay tsy nanambady ny vadin'ilay rahalahiny maty" na "Ny fianakaviana izay ataon'ny olona rehetra tsinontsinona" na "Ilay fianakaviana izay mahamenatra"