# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely toy ny hoe miresaka amin'ny olona iray ihany izy, noho izany dia "ianao" no ampiasaina. # hanala ny akanjo izay nanaovany izy Hanao izany izy aorian'ny hitondran'ilay lehilahy azy any an-tranony sy rehefa manaratra ny lohany sy manapaka ny hohon-tanany sy hohon-tongony araka izay voalaza tao amin'ny 21:10 izy. Afaka adika mazava tsara ny hevitr'ity fehezanteny ity feno. DH: "hanala ny akanjon'ny vahoakany izy ary hanao ny akanjo Israelita" # tamin'izy babo DH: "tamin'ny ianoa naka azy ho babo" # mandritry ny iray volana "iray volana feno" na "volana iray manontolo" # Fa raha tsy mahazo fahafinaretana aminy ianao Mety mila manazava tsara ianao fa niara-nandry tamin'ilay vehivavy ilay lehilahy. DH: "Fa raha miara-mandry aminy ianao ary manapa-kevitra fa tsy mila azy ho vadinao" # hamela azy handeha any amin'izay iriany "hamela azy handeha any amin'izay tiany aleha" # satria efa nanala baraka azy ianao "satria ianao nanala baraka azy tamin'ny fiarahana mandry taminy ary avy eo namela azy handeha"