# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely. # fito taona "7 taona" # manaova fanafoanana trosa ianao "avelao daholo ny zavatra rehetra izay mbola trosan'ny olona aminao" # Izany no fomban'ny fanafahana "Izany no fomba hanafoanana ireo trosa" # Ny mpampindram-bola Olona izay mampinadrana vola amin'ny olona hafa. # mpiara-belona aminy izy na ny rahalahiny Ny teny hoe "mpiara-belona" sy "rahalahy" dia manana dika mitovy ary manamafy ny fifandraisana akaiky izay hananan'izy ireo amin'ireo Israelita naman'izy ireo. DH: "ireo Israelita namany" # satria ny fanafoanan'i Yaveh ny trosa dia efa voambara DH: "Satria Yaveh nangataka ny mba hanafoananao ireo trosa" # tokony hafoinao DH: "tsy tokony asainao haverina izany" na "tsy tokony hangataka fandoavana ianao"