# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely. # ny vady famihinareo Fomba fiteny ity izay hoe mamihina azy eo an-tratrany izy, izay midika fa tia azy izy ary sarobidy aminy izy. DH: "ny vady tianao" na "ny vady izay tena ekenao" # ny namanareo izay tianareo tahaka ny tenanareo Eto ny hoe "tena" dia maneho ny fiainan'ilay olona. Izany dia midika fa mikarakara ny namany tahaka ny hikarakarany ny fiainany ilay olona. DH: "ny namanao tena tianao" na "namanao izay tianao fatratra tahaka ny hitiavanao ny tenanao" # hitaona mangina anareo ary hiteny hoe: 'Aoka isika andeha ary hanompo ireo andriamanitra hafa ... avy any amin'ny fara-vazan-tany.' DH: "handresy lahatra anareo mangina mba handeha sy hanompo ... avy any amin'ny fara-vazan-tany." # avy amin'izao tontolo rehetra izao Eto izany dia midika hoe na aiza na aiza eto ambonin'ny tany. DH: "manerana an'izao tontolo rehetra izao"