# manitatra ny sisin-taninao "manitatra ny faritrao" na "manome anao tany maro kokoa" # niteny ianao hoe: 'Hihinana nofo aho,' nohon'ny fanirianao hihinan-kena DH: "ary manapa-kevitra ianao fa maniry ny hihinan-kena" # araka izay irian'ny fanahinao Eto ny hoe "fanahy" dia maneho ilay olona mihitsy. DH: "araka izay tianao" na "araka izay tadiavinao"