# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely. # izay hitànareo mba ho fananana Ny fehezanteny hoe "izay hitànareo" dia nampiasaina satria mila miampita ny Renirano Jordana ny vahoakan'Israely mba hiditra ao Kanana. # mba ho lava andro ianareo Ny hoe lava andro dia sarinteny ho an'ny hoe lava andro iainana. DH: "mba ho afaka hiaina fotoava lava." Adikao toy ny ao amin'ny 4:25 ireo teny ireo. # tany tondra-dronono sy tantely Fomba fiteny ity. DH: "tany izay feno ronono sy tantely mikoriana" na "tany izay tena tsara ho an'ny biby fiompy sy fambolena" Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 6:3.