# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy mampatsiahy ny vahoakan' Israely momban'izay nitranga tany aloha. # Nalaiko ... nodorako ... nokapohiko ... notorotoroiko ... nariako Mety nibaiko ireo olona hafa mba hanao ilay asa i Mosesy. DH: "Izaho dia nanana olona haka ... handoro ... hikapoka ... hanorotoro ... hanary" # ny fahotanareo ilay zanak'omby volamena. DH: "ilay sampy izay nampanota anareo tamin'ny fanamboarana"