# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy milaza ny tenin'i Yaveh amin'ny vahoakan'Israely toy ny hoe olona iray ihany ireo Israelita. # Satria izy ireo "raha mamela ny zanakao hanambady olona avy amin'ny firenena hafa ianao, dia hampivily .. ireo firenena hafa" # dia hirehitra aminareo ny hatezeran'i Yaveh Mosesy dia mampitaha ny hatezeran'i Yaveh amin'ny olona mandrehitra afo. Ity dia manamafy ny fahefan'i Yaveh handrava izay mampahatezitra Azy. DH: "handrehitra ny hatezerany aminareo Yaveh" na "Avy eo Yaveh ho tezitra mafy aminareo" # aminao Ity dia maneho ireo Israelita rehetra. # hifanarahanao ... hamotika ... hamotika ... hanapaka ... handoro Eto Mosesy dia miresak amin'ireo Israelita rehetra.