# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy milaza ny tenin'i Yaveh amin'ny vahoakan'Israely toy ny hoe olona iray ihany ireo Israelita. # tanàna lehibe sy tena tsara izay tsy nahorinao Ireo tanàna rehetra ireo dia ho an'ny vahoakan'Israely rehefa mandresy ny olona any Kanana izy ireo. # hivoaka ny trano fanandevozana Eto ny hoe "trano fanandevozana" dia maneho an'i Egypta, ilay toerana izay nanandevozana ny vahoakan'Israely. DH: "hivoaka ny toerana izay nanandevozana anareo"