# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy mampatsiahy ny vahoakan'Israely ny amin'izay nitranga tany aloha. # nandre ny feo Ny teny hoe "feo" dia entina ilazana ny feon'ilay olona izay niteny. DH: "nandre an'i Yaveh niteny"