# rehefa tonga aminareo "rehefa mitranga" # hihaino ny feony Eto ny hoe "hihaino" dia midika hoe mihaino na mankatoa, ary ny hoe "feony" dia maneho an'i Yaveh sy izay lazainy. DH: "hankatoa izay lazainy"