# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ireo vahoakan'Israely. # Fari-taniny hafa ihany koa "ny fari-tany andrefan'ny faritra Robonita sy Gadita dia" # Kireneta "Ranomasin'i Kireneta." Toerana iray ihany io sy ny "Ranomasin'i Galilia" na "ny Farihin'i Genesareta" # Tendrombohitra Pisga Anarana tendrombohitra any amin'ny lafiny avaratry ny tendrombohitra Abarima ity.