# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy miresaka amin'ireo vahoakan'Israely. # Nomeko Mosesy eto no miteny # an'i Makira Makira dia zanaka lahin'i Manase. Maty talohan'ny nanomezan'i Mosesy an'ity tany ity izy. Ilay anarana dia entina hanehoana ireo taranak'ilay olona. DH: "an'ireo taranak'i Makira." # Lohasahan'i Arnona Ity dia anaran'ny Reniranon'ny Lohasahan'i Amona. Manorina ny fari-tany eo anelanelan'i Moaba sy ireo Amorita izany. Jereo ny nandikanao ity tao amin'ny 2:24. # Renirano Jaboka Ity dia anarana renirano izay nanorina ny fari-tany eo anelanelan'ny tanin'i Sihona sy ny tanin'ireo Amonita. Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 2:36.