# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy mampatsiahy ny vahoakan'Isaely momban'izay nitranga tany aloha. # Sihona Ity dia anaran'olona. Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:3. # Jahaza Anaran-tanĂ na ao Moaba ity.