# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ity dia manohy ny fampahafantarana fototra momban'ireo karazana vondron'olona izay nipetraka tao amin'ilay tany. # Horita Ity dia anarana vondron'olona # Naringany tsy ho eo anoloany izy ireo "novonoiny izy rehetra ka tsy nisy tavela niaina niaraka tamin'izy ireo izy rehetra" na "noesoriny tsy ho eo amin'ny fanatrehany tamin'ny famonoana azy rehetra izy ireo"