# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Faran'ny ampahan-tenin'i Mosesy mampatsiahy ireo Israelita ny fomba nitarihan'i Yaveh azy ireo tany an'efitra ity. # Aza manakorontana an'i Moaba Ny teny hoe "Moaba" dia entina hilazana ny vahoakan'i Moaba. DH: "Aza manakorontana ny vahoakan'i Moaba" # Ara Anaran-tanĂ na ao Moaba ity. # taranak'i Lota Ny vahoakan'Israely dia nifandray tamin'ireo taranak'i Moaba. Moaba dia zanaka lahin'i Lota. Lota dia zana-drahalahin'i Abrahama.