# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ilay anjely niseho tamin'i Daniela ao amin'ny 10:4 dia mitohy miteny. # i Mikaela, ilay andriandahy lehibe I Mikaela dia arkanjely. Eto izy dia nomena anarana ihany koa hoe "andriandahy lehibe" # Mikaela ... hitsangana Eto ny hoe "mitsangana" dia fomba fiteny izay midika hoe miseho. DH: "Mikaela ... hiseho" # ny vahoakanao dia ho voavonjy Azo atao tso-drafitra izany. Azonao azavaina izany amin'ny hoe hamonjy ny vahoaka Andriamanitra. DH: "Hamonjy ny vahoakano Andriamanitra." # izay rehetra hita voasoratra anarana ao amin'ny boky Azo atao tso-drafitra izany. Azona azavaina izany amin'ny hoe manoratra anarana ao amin'ny boky Andriamanitra. DH: "izay rehetra nosoratan'Andriamanitra ao amin'ny boky ny anarany." # izay mandry amin'ny vovoky ny tany no hitsangana Ny andian-teny hoe "mandry amin'ny vovoky ny tany" dia fomba hafa hilazana ireo efa maty. Eto ny hoe "hitsangana" dia fomba fiteny izay midika hoe hiverina amin'ny fiainana. DH: "ireo izay maty dia hiverina amin'ny fiainana."