# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ilay olona tao amin'ny fahitan'i Daniela dia mitohy mireska amin'i Daniela. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Maro amin'ireo lahatsoratra ao amin'ny andininy 23-27 no fiteny fanehoana. Noho izany antony izany, ny ULB dia mampiseho azy ireo amin'ny fomba kanto. # Ny fanjakana sy ny fanapahana... dia homena ireo olona DH: "Homen'Andriamanitra ho an'ny olona ... ny fanjakana sy ny fanapahana" # Ny fanjakana sy ny fanapahana Ireo teny roa ireo dia midika ifotony zavatra mitovy ary mampisongadina fa hikasika ny endriky ny fahefan'ny manam-boninahitra rehetra izany. # ny halehibiazan'ny fanjakana Ny anarana hoe "fahalehibeazana" dia azo adika amin'ny mpamari-toetra hoe "lehibe". DH: "ny zava-dehibe rehetra mikasika ny fanjakan'Andriamanitra" # ny fanjakana eo ambanin'ny lanitra manontolo, Ny fomba fiteny hoe "ambanin'ny lanitra manontolo" dia ilazana ireo fanjakan'ny tany. DH: "an'ny fanjakan'ny tany manontolo" # Ny fanjakany "Ny fanjakan'ny Avo Indrindra" # fanjakana maharitra mandrakizay "fanjakana izay hisy mandrakizay" na "fanjakana tsy hanam-pahataperana" # Inty no faran'ny tranga Izany dia midika fa nahavita ny fanoritsoritana ny fahitana i Daniela. DH: "izany no hitako tamin'ny fahitako" (UDB) na "Izany no fiafaran'ny fanoritsoritana ny hitako tao amin'ny fahitako" # niova endrika ny tavako "lasa hatsatra ny tavako"