# Belsazara Io no zanaka lahin'i Nebokadnezara izay tonga mpanjaka taorian'ny rainy. Jereo hoe ahoana no nanoratanao ny anarany ao amin'ny 5:1 # niova ny endriky ny tavany "tonga hatsatra kokoa ihany ny tavany." Ny tavan'ny mpanjaka dia nihahatsatra kokoa hatrany noho ny tao amin'ny 5:5 # Very hevitra "Nikorotan-tsaina"