# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ireo andininy 19-33 dia mamaritra ny sazin'i Nebokadnezara. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ity andininy ity dia efa mitovy amin'ny 4:13 sy 4:15. Jereo hoe ahoana no nandikanao ireo andininy ireo. # fakan'izany izany dia faritra amin'ny hazo izay tavela ambonin'ny tany rehefa avy notapahana ilay hazo. # afovoan'ny ahitra malemin'ny saha "voahodidin'ny ahitra malemin'ny saha." # ando hamandoana izay mipetraka amin'ny tany amin'ny maraina.