# Ary Io teny io dia nampiasaina mba hanamarika fiatohana eo amin'ny fizotra fototry ny tantara. Eto dia milaza momba ny vahoaka vaovao ao amin'ny tantara ny mpanoratra. # Ry mpanjaka! Ho velona mandrakizay anie ianao Izany no fiarahabana ny mpanjaka iraisana. # anjomara, sodina,... farara Zava-maneno ireo. Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 3:3 izany. # miondrika Eto ny hoe "miondrika" dia midika hoe "miankohoka haingana" # miankohoka "Ahinjiro ambany amin'ny tany ny tavanareo mba hivavahanareo amin'ny"