# Fampahafantarana ankapobeny: Mitohy miresaka amin'ny mpanjaka i Daniela. # dia natao tamin'ny volamena tsara indrindra "dia tamin'ny volamena tsara" na "dia volamena tsara" # dia vita tamin'ny vy ny ampahany ary tanimanga ny ampahany "dia tamin'ny vy tamin'ny ampahany ary tanimanga tamin'ny ampahany" na "dia vy tamin'ny ampahany ary tanimanga tamin'ny ampahany."