# pahamalinana sy am-pisainana Ireo teny roa ireo dia midika ifotony zavatra mitovy ary mampisongadina ny halehibeazan'ny fahamalinany. DH: "fampitandremana sy fitsarana tsara." # Arioka Izany no anaran'ny mpifehin'ny mpanjaka. # mpiambina Vondron-dehilahy izany izay miasa ho an'ny fiarovana ny mpanjaka. # izay tonga hamono "izay navoakan'ny mpanjaka mba hamono" # niditra Niditra tao an-dapa angamba i Daniela. DH: "Nandeha tao an-dapa i Davida" na "Nandeha mba hiresaka amin'ny mpanjaka i Davida" (UDB) # nangataka ny hihaona tamin'ny mpanjaka "nangataka fotoana voatendry mba hihaona amin'ny mpanjaka."