# ampitahao amin'ny endrika ivelany ny endrikay ivelany Mangataka ny mpitan-draharaha i Daniela mba hijery raha ratsy endrika noho ireo zatovo lahy hafa izy sy ireo namany. DH: "ampitahao ny endrikay ivelany mba hahitana raha ratsy noho ny endriny ivelany izany."