# Vonoy, avy eo, ireo mpikambana izay eto an-tany Paoly dia miresaka ny faniriana feno fahotana toy ny hoe ampahan'ny vatan'ny olona ampiasaina mba hanome fahafaham-po azy ireo. # fahalotoana "toetra maloto" # firehetan'ny filana "faniriana mahery sy fahavetavetana" # ary fahatendana, izay fanompoan-tsampy "ary fahatendana, izay mitovy amin'ny fanompoan-tsampy" na "ary aza tia tena satria izany dia mitovy amin'ny fanompoan-tsampy" # fahatezeran'Andriamanitra Ny fahatezeran'Andriamanitra manohitra ireo izay manao ny ratsy tamin'alalan'izay nataony mba hanasaziana azy ireo. # zanaky ny tsy fankatoavana "zanak'olombelona tsy mankato" na olona izay tsy mankato Azy" # Tao amin'ireny zavatra izay nandehananareo ireny taloha Paoly dia miresaka ny fahazaran'ny olona iray toy ny hoe lalana izay handehanan'ny olona iray. DH: "Ireo dia zavatra izay nahazatra anao" # rehefa mbola niaina tao amin'ireny ianareo Ireo mety ho dikany: 1) "rehefa nanao ireny zavatra ireny ianareo" na 2) "rehefa niaina teo amin'ny olona izay tsy nankato an'Andriamanitra ianareo" # fahatezerana, fahavinirana Ny teny hoe: "fahatezerana" eto dia maneho ny fahatezeran'ny olona iray amin'ireo izay tsy nahafaly azy tamin'ny fihetsika nataony, izay mandratra olona. # fahavinirana fahatezerana mafy # ny filan-dratsy "faniriana hanao asa ratsy" # fanevatevana lahateny ampiasaina mba handratrana ny hafa # teny fahavetavetana ireo teny izay tsy mahalala fomba # avy amin'ny vavanareo Eto ny teny hoe: "vava" dia hevitra ambadiky ny firesahana. "amin'ny firesahanareo"