# ilay notorianay ... Nananatra izahay ... nampianatra ... mba hanolorantsika Tsy tafiditra ao anatin'izany ireo Kolosiana. # Nananatra ny olona rehetra izahay "Nampitandrina ny olon-drehetra izahay" # mba hanolorantsika ny olona rehetra "mba hanolorantsika ny olona rehetra amin'Andriamanitra" # feno "matotra ara-panahy"