# Fampifandraisana ny foto-kevitra Nitohy ny dian'i Paoly ho any Roma. # sambon'i Aleksandria Ireo azo handikana azy 1) "sambo iray avy any Aleksandria" na 2) "sambo iray nosoratana na nahazo alalana tany Alexandria." # tanànan'i Sirakosa Sirakosa dia tanàna iray any amin'ny morontsiraka atsimo atsinanan'ny nosy Sikily amin'izao fotoana izao, eo atsimo andrefan'i Italia