# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Ity no mamarana ny fotoana nisamborana an'i Paoly tao Jerosalema ary fiatombohan'ny fotoana hisamborana azy ao Kaisaria miaraka amin'i Governora Feliksa. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny Antipatria dia tanàna naorin'i Heroda ho voninahitry ny Rainy, Antipatera. Ao amin'i Israely afovoany izany ankehitriny. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny mpisolo tena tampisaka "-ny" dia manondro an'i Paoly; ary ny "aminy" faharoa dia manondro an'i Governora Feliksa. # Ka noho izany ireo miaramila dia nankatò ireo baikon'izy ireo Ny teny hoe: "ka noho izany" dia manamarika tranga izay niseho nohon'ny zavatra hafa izay efa niseho tany aloha. Amin'ity tranga ity, ny zava-niseho teo aloha dia ny fibaikon'ny kapiteny lehibe ireo miaramila manaraka an'i Paoly. # Nalain'izy ireo i Paoly ary nentiny tamin'ny alina DH: "Azon'izy ireo i Paoly ka nentin'izy ireo tamin'ny alina"