# Fampahafantarana aminny ankapobeny Namarana ny teniny mahakasika izay nitranga tao Damaskosy. Izany dia ampahany amin'ny teny # Fampahafantarana aminny ankapobeny Ny teny "izy" dia manondro an'i Ananiasy # ny sitrapony "izay drafitr''Andriamanitra ary izay ho tanterahiny." # handre ny feo aloaky ny vavany Ny "feo" sy "vava" dia manondro ilay miteny. DH: "mba hihaino azy Hiresaka mivantana aminareo" # maninona ianao no miandry? Io fanontaniana io dia napetraka mba namporisihana an'i Paoly mba ho atao Batisa. DH: "Aza miandry!" na "Aza ela." # ho atao batisa DH: "aoka ho ataoko batisa Ianao" # ary diovy ireo fahotanao DH: "mangataha famelana tamin'ny otanareo" # miantsoa amin'ny anarany Eto ny "anarana" dia manondro ny Tompo. DH: "miantso ny Tompo" na "matoky ny Tompo"